Teny iditra | somampy ra | |
Singan-teny | ra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mihamena ny maso sy ny endrika manontolo ahitana taratry ny hatezerana [1.1] | |
Voambolana | Haiaina | |
Tsipelina hafa | somampirà | |
Fivaditsoratra | misompara, somampirà, somampy ra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |